|
|
|
|

Teny iditra1  miray hina
Singan-teny  2 miray, 3 hina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be of one accord [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Ohatra  8  Tsy dia niray hina loatra. [2.366]
9  ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245]
10  Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270]
Mpanahaka  11  iraydonakafo, 12  irayerikandro, 13  irayfileovana, 14  iraykondokondo, 15  iraypetsapetsa, 16  iraytafasiry, 17  irayvezovezo, 18  izayirayvatsyirayaina, 19  mifanakona, 20  mifanampy, 21  mifanaovalintanana, 22  mifanohana, 23  mifanohantohantsyholavo, 24  mifarimbona, 25  mikambana, 26  misalahy, 27  mitambatra, 28  mivondrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31